Fo vaovao (Chorale Feon'ny Fahazavana Vontovorona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Mba havaozy ny foko ry Jesosy, ka diovy sy sasao ireo loto
Faniriako ny hanana fo madio, fo madio toy nrdzm ny Anao
Fa efa leo ny setrom-pahotana, vonona aho ny ho isan'ny mpanomponao
Ny amiko rehetra atolotro ho Anao, satria FO VAOVAO no tiako hiainana izao
Réf:
Omeo fo madio, fo mitia sy fandeferana aho ry tononkira.serasera.org Ray
Hahaizako mitia, toy ny nitiavanao anay
Ireo ditra sy hadalana izay vitako hatrizay
Dia neniko Ray, FO VAOVAO no hiainako izao
2.
Iriko Ianao mba hitarika ahy, sbkot hanazava ny lalana hombako
Maro ireo fandrika mandavo ahy, mampisaraka Aminao

Réf: Omeo fo madio................................
hvld Chorale F.F.V

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Feon'ny Fahazavana VontovoronaHits : 323
Likes : 0 Like
Created by : Miie
Date : 04/11/2025 17:10