Omeko anareo (Chorale Akompiderana Anatihazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Omeko anareo dionumcb ny fiadanako
Omeko tsisy fetra ny fitiavako
dhixnaey Nareo mifankatia no tena mpianatro
Mahay mifamela, mahay mifanasoa
2-Nafoiko ho sakafonareo, ny nofoko fihinanareo
Ny Rako hanalàna ny ota, no antoky ny fiainanareo
Ny fonareo tsy hangorohoro, ny sainareo ho tony dia tony
Fa fiadanako sahady, no efa ao anatinareo
3-Fa nusq toy ny mpirahalahy, mahay mifandefitra
Ho mpianakavy tafaray anaty vala tokana
Fa Tompo iray no nahary, fa Zanaka iray no namonjy
Fanahy iray no mankahery, miombona fiadanana
Ref: Sambatra, sambatra izay tononkira.serasera.org mifankatia
Fa ety an-tany sahady, misantatra ny lanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Akompiderana AnatihazoVisites : 3120
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : franckyrkt
Date : 25/06/2016 13:32