Omeko anareo (Chorale Akompiderana Anatihazo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Omeko anareo ny fiadanako
Omeko tsisy fetra ny fitiavako
Nareo mifankatia no tena mpianatro
mmlw Mahay mifamela, mahay mifanasoa
2-Nafoiko ho sakafonareo, ny nofoko fihinanareo
Ny Rako hanalàna ny ota, no antoky ny fiainanareo
Ny fonareo tsy hangorohoro, ny sainareo ho tony dia tony
Fa fiadanako sahady, no efa ao anatinareo
3-Fa toy ny mpirahalahy, mahay mifandefitra
Ho mpianakavy tafaray anaty vala tokana
Fa Tompo iray no nahary, fa Zanaka iray no namonjy
Fanahy iray no mankahery, miombona tononkira.serasera.org auyef fiadanana
Ref: Sambatra, sambatra izay mifankatia
Fa ety an-tany sahady, misantatra tfdn ny lanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Akompiderana AnatihazoHits : 3122
Likes : 0 Like
Created by : franckyrkt
Date : 25/06/2016 13:32