Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fatidràko Agnao (Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Yiiiih, Ianao Zagnahary eh
Yiiiiih, Ianao no Nahary eh
Yeeeeh, ho Agnao raika Tompoko oh – Ny haja arô, ny voninahitra aby angahy eh
Yeeeeeh, Tompo sady mpanompoko oh – Misaotra arô, faly arô zahay fa tiagna eh
Misaotra arô, faly mbola velogn’aigna eh – Misaotra arô, pftib faly arô zahay fa tiagna eh
Tsy diniko ôh tsy hisaotra amy fofon’aigna eh – Misaotra arô, faly arô zahay fa tiagna eh
Antegna atô ka salama fô sy saigna eh – Misaotra arô, faly arô zahay fa tiagna eh.
Raha ny ràgnao latsaka noho ny Paka (Tomponay eh)
Domiko tratrako raha mizàka (Tomponay oh)
Fatidràko agnao manomboky niagny (Misaotra agnao eh)
Velirano atomboko anivo aketo (Tomponay)
Fa ho vavolombelona ny olo-jiaby (Tomponay)
Zaho tsy hivadika aminao ouh ouh (Misaotra agnao eh).
(Tomponay eh, Tomponay oh, Misaotra bgtijm agnao eh)
Raha ny ràgnao latsaka noho zqmzk ny Paka (Tomponay eh)

Yiiih, Ianao Zagnahary eh – Misaotra arô, faly arô zahay fa tiagna eh
Yiiiiih, Ianao no Nahary eh – Misaotra arô, faly arô zahay fa tiagna eh
Yeeeeh, ho Agnao raika Tompoko oh – Ny haja arô, ny tononkira.serasera.org voninahitra aby angahy eh
Yeeeeeh, Tompo sady mpanompoko oh – Misaotra arô, faly arô zahay fa tiagna eh.
Auteur & Compositeur : Thierry Risman

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent AlasoraVisites : 20
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Thierry71
Date : 08/08/2026 23:03