Ho anao (Black Jack's)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao ve hadalana sa ditra ?
Vitan-dratsy sa koa vatsy dndlcces efa ritra
Ireny zaza ireny toa mirenireny
Sao dia kosa hoy aho tsy fidiny intsony
Ny tononkira.serasera.org fahantrany ka hitafiany gony
Mitady sakafo amin’ny fanariam-pako
O anaka aoka zhwzwyk ianao tsy hitsara amin’izay tsy ho tsaraina
Eto ianao dia miadana tsara ka afaka misaina
Ny toeranao tsy toerany akory, andeha re matory
Rahampitso ianao mbola hifoha maraina hamonjy sekoly
Tsy vitany ary tsisy hadalàna, manaova ianao mafàna
Ny andro maizim-be sahady, ny lupw hatsiaka efa ho avy
Moa ianao koa sao manavy,
Any aoriana any e, ho hainao izany
Lany henatra ve sa tia tena
Ity vehivavy mpivaro-tena
Handeha hanakalo tena amin’ny mpandalo
Tsy fidiny azy angamba fa tsy hakamoana
Fa ilay zanany ao koa mba maty noana
Ilay fitiavan-dreny no mahatonga ireny

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Black Jack'sVisites : 4282
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dolbia
Date : 08/01/2008 09:33