VAVAKA (BETTY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetrako eo am-pelatananao
Ny fiainako ulxssaml Ray,  mba ho tononkira.serasera.org aminao

Izay faniriako, efa fantatrao
Ny hany tiako, hotantananao

Ianao no mpiambina vbdzwtw ahy
Hery sy tanjako
Ny vavaka asandratro anao
Ny vavaka asandratro anao

Raha lavitra anao mety ho ydhd potraka
Tompo o! ampio aho tsy ho trotraka

Aoka hitoetra ny fitiavana
Mba hitomboan’ny fahasoavana


Betty 2006

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : BETTY
Visites : 2486
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macpro
Date : 25/02/2009 21:54
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4269