HERY TONGA LAFATRA (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hery zoayx spjt tononkira.serasera.org tonga lafatra miaraka amin’ny ilay
Ray be fitiavana mpamonjy antsika ety
Hasambarana sy fiainana no omeny antsika
Rahatrizay,ary fiadanana mandrakizay doria
Fiverenana :
Ka miomàna faingana
Fa ho tampoka aminao
Ny fiavian’ilay Tsitoha
Izay ho avy hamarana
Izao tontolo hhnegq izao
Ho levona avokoa (X3)
Betty.
Ray be fitiavana mpamonjy antsika ety
Hasambarana sy fiainana no omeny antsika
Rahatrizay,ary fiadanana mandrakizay doria
Fiverenana :
Ka miomàna faingana
Fa ho tampoka aminao
Ny fiavian’ilay Tsitoha
Izay ho avy hamarana
Izao tontolo hhnegq izao
Ho levona avokoa (X3)
Betty.
--------
Link:
