ANJARA (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LEHILAHY:
Tsapako, fa sarotra amiko
Ny hamboraka ny ao am-poko ao
Tena vahotra ny molotro, ka tsy sahy
Menatra aho, aauu ny hilaza aminao
VEHIVAVY:
Aoka izay fa efa fantatro
Fa ianao te-hanambara amiko
Izay rehetra ao am-ponao ao fa tsy sahy
Izaho koa anie mba toa anao.
MIARAKA:
Hay ve mitovy izaho sy ianao
Ka nahoana moa raha miombona fitia
Hiaraka, hisedra izao tononkira.serasera.org fianana izao
Na ho mora na ho sarotra ny dia .
Fiverenana reyhk :
Sambatra aho, tena yzzjagfn tretrika ny fo
Fa tanteraka avokoa, ny nofinofiko
Hisaorako ianao ry Ray Tsitoha
Fa nomenao ahy tokoa,
Izay ho anjarako.
Betty 2005
Tsapako, fa sarotra amiko
Ny hamboraka ny ao am-poko ao
Tena vahotra ny molotro, ka tsy sahy
Menatra aho, aauu ny hilaza aminao
VEHIVAVY:
Aoka izay fa efa fantatro
Fa ianao te-hanambara amiko
Izay rehetra ao am-ponao ao fa tsy sahy
Izaho koa anie mba toa anao.
MIARAKA:
Hay ve mitovy izaho sy ianao
Ka nahoana moa raha miombona fitia
Hiaraka, hisedra izao tononkira.serasera.org fianana izao
Na ho mora na ho sarotra ny dia .
Fiverenana reyhk :
Sambatra aho, tena yzzjagfn tretrika ny fo
Fa tanteraka avokoa, ny nofinofiko
Hisaorako ianao ry Ray Tsitoha
Fa nomenao ahy tokoa,
Izay ho anjarako.
Betty 2005
--------
Link:
