ANJARA (BETTY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LEHILAHY:
Tsapako, fa sarotra amiko
Ny hamboraka ny ao am-poko ao
Tena vahotra ny molotro, ka tsy sahy
Menatra aho, ny hilaza aminao
VEHIVAVY:
Aoka izay fa efa fantatro
Fa ianao te-hanambara amiko
Izay xtlnevs rehetra ao am-ponao ao fa tsy sahy
Izaho koa anie mba toa anao.
MIARAKA:
Hay ve rmptm mitovy izaho sy ianao
Ka nahoana moa raha miombona fitia
Hiaraka, hisedra izao fianana izao
Na ho mora na ho sarotra ny dia .
Fiverenana :
Sambatra aho, tena tretrika ny fo
Fa tanteraka avokoa, ny nofinofiko
Hisaorako ianao ry Ray Tsitoha
Fa nomenao ahy tokoa,
Izay ho mmdyn anjarako.
Betty tononkira.serasera.org 2005
Tsapako, fa sarotra amiko
Ny hamboraka ny ao am-poko ao
Tena vahotra ny molotro, ka tsy sahy
Menatra aho, ny hilaza aminao
VEHIVAVY:
Aoka izay fa efa fantatro
Fa ianao te-hanambara amiko
Izay xtlnevs rehetra ao am-ponao ao fa tsy sahy
Izaho koa anie mba toa anao.
MIARAKA:
Hay ve rmptm mitovy izaho sy ianao
Ka nahoana moa raha miombona fitia
Hiaraka, hisedra izao fianana izao
Na ho mora na ho sarotra ny dia .
Fiverenana :
Sambatra aho, tena tretrika ny fo
Fa tanteraka avokoa, ny nofinofiko
Hisaorako ianao ry Ray Tsitoha
Fa nomenao ahy tokoa,
Izay ho mmdyn anjarako.
Betty tononkira.serasera.org 2005
--------
Link:
