You are here: home > Tononkira > Bessa

Valin'ny natao (Bessa)

Raha toa hoe tianao aho
Ny ahy anefa kilalao
Tsy maintsy ataonao toa
Zay faniriako sy zay mba tiako ahafa-po
Zao, tsy mila talaho fa ’zay sitra-poko atao
Raha tsy vitainao tsara
Dia hilaozako eo ianao             

Tadidio tsy tody no misy             
Fa ny atatononkira.serasera.orgo no mitamberina eo             
Ny anio hiantso anao indrisy          
Tadidio ny valin’ny natao

Fa nobaboinao izy
Ka nanao ’zay sitrakao
Dia nekeny avokoa, nihanananam-po
N’inona hanjo fa tia tokoa
Ka tsy mba am-bozizy
Fa safidy tsotra izao
Ny tsy mba hananjara rehefa tsy ho anao 

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Bessa
Mpamaky : 3415
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miandryzj
Tamin'ny : 24/07/2017 07:54:40
ID : 9781

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo