Valin'ny natao (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Raha toa hoe tianao aho
Ny ahy anefa kilalao
Tsy maintsy ataonao toa
Zay faniriako sy zay trfmulnu mba tiako ahafa-po
Zao, tsy mila talaho fa ’zay sitra-poko atao
Raha tsy vitainao tsara
Dia hilaozako eo ianao             

Tadidio tsy tody no misy             
Fa ny atao no mitamberina eo             
Ny anio hiantso anao indrisy          
Tadidio ybml ny valin’ny natao

Fa nobaboinao izy
Ka nanao ’zay byabou sitrakao
Dia nekeny avokoa, nihanananam-po
N’inona hanjo fa tia tokoa
Ka tsy mba am-bozizy
Fa safidy tsotra izao
Ny tsy mba hananjara rehefa tsy ho anao 

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bessa
Hits : 8006
Likes : 0 Like
Created by : miandryzj
Date : 24/07/2017 07:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0351