Valin'ny natao (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa hoe tianao aho
Ny ahy anefa cjhziw kilalao
Tsy maintsy ataonao toa
Zay faniriako sy zay mba tiako ahafa-po
Zao, tsy mila talaho fa ’zay sitra-poko atao
Raha tsy vitainao tsara
Dia hilaozako eo ianao
Tadidio tsy tody no misy
Fa ny atao no mitamberina eo
Ny ddyfwji anio hiantso anao indrisy
Tadidio ny valin’ny natao
Fa nobaboinao izy
Ka nanao ’zay sitrakao
Dia nekeny avokoa, nihanananam-po
N’inona hanjo fa tia tokoa
Ka tsy mba am-bozizy
Fa safidy tononkira.serasera.org tsotra izao
Ny tsy iwnbklhg mba hananjara rehefa tsy ho anao
Ny ahy anefa cjhziw kilalao
Tsy maintsy ataonao toa
Zay faniriako sy zay mba tiako ahafa-po
Zao, tsy mila talaho fa ’zay sitra-poko atao
Raha tsy vitainao tsara
Dia hilaozako eo ianao
Tadidio tsy tody no misy
Fa ny atao no mitamberina eo
Ny ddyfwji anio hiantso anao indrisy
Tadidio ny valin’ny natao
Fa nobaboinao izy
Ka nanao ’zay sitrakao
Dia nekeny avokoa, nihanananam-po
N’inona hanjo fa tia tokoa
Ka tsy mba am-bozizy
Fa safidy tononkira.serasera.org tsotra izao
Ny tsy iwnbklhg mba hananjara rehefa tsy ho anao
--------
Lien:
