Tambitamby (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa tsy nahomby ny tetik’ady
Natao hampiova ny toetra ratsy
Jereo izay tsy mety fa aza kivy
Fomba hafa chyw indry atao

Ny kitakita miampy levilevy
Izay nampiasaina toa zary nandamoka
Vaka ny iowipq saina fa toa tsy mba nandaitra
Izay fananarana natao

Dia xyezfmjj valaketraka eo mikaroka fitaiza
Lalàna miaramila angamba
Sao dia maika koa hanimba tononkira.serasera.org ny toe-tsaina
Hataho-tsazy vao hiezaka

Tsy ny kapoka fa fitiavana
No fanoitra tena soa
Zao mba handramana
Ny tambitamby no hatao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Bessa
Vangy : 7195
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 24/07/2019 20:11
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.216