Maty ilay mpivaro-tena (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maty ilay mpivaro-tena
Maty tsisy mpanontany
Maty tsisy mpahonena
Maty tsisy mpitomany
Ny mpivavaka ? Nandalo ccidngjz ...
Dia nisaotra ny Andriamaniny
Afa-doza nampimalo,
hono, izao ny tany maminy
Tsy qlie mba olona tomefy
No namoaka izato faty
Fa tovovavy jefijefy
Na fiaina na fitafy
Ny iray niantso an’Andriamanitra
Sy tononkira.serasera.org nivantambantan-teny :
’Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy uuarpctv izay ny afobeny’
Maty tsisy mpanontany
Maty tsisy mpahonena
Maty tsisy mpitomany
Ny mpivavaka ? Nandalo ccidngjz ...
Dia nisaotra ny Andriamaniny
Afa-doza nampimalo,
hono, izao ny tany maminy
Tsy qlie mba olona tomefy
No namoaka izato faty
Fa tovovavy jefijefy
Na fiaina na fitafy
Ny iray niantso an’Andriamanitra
Sy tononkira.serasera.org nivantambantan-teny :
’Omeo azy re ny lanitra
Fa ampy uuarpctv izay ny afobeny’
--------
Lien:
