HATAKA (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo saina mahafehy tena
Hisedra fakam-panahy uadop izao
Omeo fom-panetre tena aho
Hanaiky izay zara tendrinao
Hamafiso ny finoako Anao
Ahaizako manao vddejua
Toy ny efa nataonao
Ka tsy izay sitrapoko tononkira.serasera.org
Fa ny sitrakao
Tompo ô! no aoka anie hatao
Bessa bgxcq sy Lola
Hisedra fakam-panahy uadop izao
Omeo fom-panetre tena aho
Hanaiky izay zara tendrinao
Hamafiso ny finoako Anao
Ahaizako manao vddejua
Toy ny efa nataonao
Ka tsy izay sitrapoko tononkira.serasera.org
Fa ny sitrakao
Tompo ô! no aoka anie hatao
Bessa bgxcq sy Lola
--------
Link:
