Mampianara anay (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MAMPIANARA ANAY
Refrain: Tompo o ampianaro izahay
Hanetry tononkira.serasera.org tena, hifankatia fa mpianatrao tokoa
Ka hiray fo, hifanohana,hifampitantana
Mba ho iray tokoa izahay hatrany andanitra
1/Mitafia fitiavana, fitiavan'Andriamanitra
Hanetry tena, hifanompo fa mpianatry ny Tompo
Hifamela heloka, zanak'Andriamanitra
Refrain: Tompo ufgr o...
2/Ny fampianaran'i Jesoa, ampiharo sy efao
Izay rxqp te zfnsryjz ho Tompo no aoka hanompo ireo namana
Hfandray Tanana,zanak'Andriamanitra
Refrain: Tompo o...
FJKM Zoara Fanantenana Ambohipo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : azofi fjkm ambohipoVangy : 336
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mikajy8
Daty : 04/12/2024 17:17