Fangataham-pitahiana (azofi fjkm ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso o indreto yolwamhk tononkira.serasera.org izahay miondrika Aminao
Mangataka ny fanahinao re
Hamasino izahay
Jeso o ireo ny vahoakanao
Vangio ny fon'ireo hahay mandray
Izay voalaza nwnr izao fitorianay izao
Jesoa3 awtcdn Tompon'ny hery
Jesoa3 voninahitra anie ho Anao
Amen
Mangataka ny fanahinao re
Hamasino izahay
Jeso o ireo ny vahoakanao
Vangio ny fon'ireo hahay mandray
Izay voalaza nwnr izao fitorianay izao
Jesoa3 awtcdn Tompon'ny hery
Jesoa3 voninahitra anie ho Anao
Amen
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : azofi fjkm ambohipoVisites : 824
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Divins
Date : 23/02/2023 19:09
