MANANTENA HATRANY (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Faniriako Jeso, hiaona Aminao
Eny fa na dia 'zao anio izao
Fantatro f'efa very aho no hitanao indray re
Maty koa fa novelominao RAY ô!
Reo 'zay tsy sitrakao, dia lazao ambarao
Fa miandry zay tendrinao
Lay fotoana izay hitsenanao ahy
Eny amin'ny rahona, andrandraiko ety
Ka axoo ny avy aminay ry Tompo tia ô, mitalaho zahay,
Fahendrenao ho anay mpanaradia
2-Matoa aho velon'aina tram-pamonjena
Ny fitahinao Ray Tsitoha
Tsy tinao ny ho resy aho satria zanakao e
Ka tsy hainay ny tsy hisaotra Anao RAY ô
Ny sori-dalana efa nomaninao
Tanteraho hoanay ipexvsrl Fanahy
F'any andro iray, hatongavanao
Dia ho raisinao Ray bwtckrp ô, lay fanahinay
Ka ny avy aminay ry Tompo tononkira.serasera.org tia ô, indro ny fonay
Manantena Anao mandrakizay
Pont: Vetsovetsoko Jeso ny itondranao ahy
Hafaliako koa anie ny ho tantananao ( Manantena)
F'any andro iray, hatongavanao
Dia ho raisinao Ray ô, lay fanahinay
Ka ny avy aminay ry Tompo tia ô, indro ny fonay
Manantena Anao mandrakizay (x2)
A/C: Berova
Mai 2024

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 478
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 09/11/2024 18:40