Ho Anao (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola fitahianao ry Tompo sady fahasoavana
Nomenao anay anio
Ilay andro manadaza, Jesosy no tonga zaza
FIV-(x2)Misaotra Anao zahay ry Andriamanitra ô
Dera laza ho Anao, hery haja qbwlowb ko
Voninahitra anie ho Anao
Tena fitiavanao Jesosy
Sady am-panetre-tena
Trano tsy mba mendrika,no nandray Anao jktzh tononkira.serasera.org tety
Indro ny fonay no ndao jwacuh Itoeranao
Berova
2016

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Hits : 398
Likes : 0 Like
Created by : Berova
Date : 11/12/2024 15:15