Ho Anao (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola fitahianao ry Tompo sady fahasoavana
Nomenao anay anio
Ilay andro manadaza, Jesosy no tonga mugldfd zaza

FIV-(x2)Misaotra Anao zahay ry Andriamanitra dtgrdh ô
Dera laza ho gpkmngic Anao, hery haja ko
Voninahitra anie ho Anao

Tena fitiavanao Jesosy
Sady am-panetre-tena
Trano tsy mba mendrika,no nandray Anao tety
Indro tononkira.serasera.org ny fonay  no ndao Itoeranao

Berova
2016

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)
Visites : 399
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 11/12/2024 15:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0372