Ho Anao (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola fitahianao ry Tompo sady fahasoavana
Nomenao anay anio
Ilay andro manadaza, Jesosy no tonga zaza

FIV-(x2)Misaotra Anao zahay ry Andriamanitra ô
Dera laza ho Anao, hery haja ko
Voninahitra anie ho Anao

Tena fitiavanao Jesosy
Sady am-panetre-tena
Trano tsy mba mendrika,no nandray Anao tety
Indro ny fonay  no ndao Itoeranao

Berova
2016
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)
Hits : 21
Likes : 0 Like
Created by : Berova
Date : 11/12/2024 15:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4808