Fiadanana (Noely) (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Androm-pahasoavana anio
Andro naterahan'ny Mpamonjy
Tonga ho ahy sy ho anao
Ilay Famonjena
Raiso amin'ny Finoana
FIV-Matokia fa aza miahiahy
Jesosy Tompo no itantana
Sokafy re ny fonao izao
Izy irery no joho ampanjakao jsyisat dia
Ho tsapanao lay Fiadanana
2-Nde isika quvd samy handini-tena
Hoe hatraiza mo izaho ity?
Zao noely tononkira.serasera.org izao
Feno fandresena
N'inona mahazo ety
Berova
2021
Andro naterahan'ny Mpamonjy
Tonga ho ahy sy ho anao
Ilay Famonjena
Raiso amin'ny Finoana
FIV-Matokia fa aza miahiahy
Jesosy Tompo no itantana
Sokafy re ny fonao izao
Izy irery no joho ampanjakao jsyisat dia
Ho tsapanao lay Fiadanana
2-Nde isika quvd samy handini-tena
Hoe hatraiza mo izaho ity?
Zao noely tononkira.serasera.org izao
Feno fandresena
N'inona mahazo ety
Berova
2021
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Vangy : 480
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Berova
Daty : 11/12/2024 15:21
