Ampidiro aloha ny tenimiafina
D'EFA ANAO NEN' NAO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô Raoy e!, Ô Raoy a!,
Aza varena lôatra tse enao,
F'efa akaiky ane Jesosy,ka andao
Ô le Zama e!,Ô le Zama e!
Disaka akeo enao sady very anjara ,
Tsy an-tany tsy am-parafara,Very enao zay
Sedy taraiky hmrrsse akagny enao Bala e,
Maikamaika, sao trakeka
Tapao avetrany ny hevitrao Babay a,
Hamonjeny anao
Ny ôl mety mandao anao rakôay e
Fa ny Tompo tsy mahafoy
Diaeny mbôla vttzwps tsy tofoka miandry anao n'ef'Izy
Manantona Azy fa,
Zahay tsy hiemotra intsony tononkira.serasera.org fa hanaradia
Fa asa ianao raha
Raha mbola hisafidy an'izao faharatsiana izao
D'efa anao ny anao
Ô valilahy,manakôry ma anao gblnaw am'azy zany?A-ha
Aza mavô akany amin'ny afo-be zany
Sanatre ny volana( Gôna)
Ôy,ny ra tegna manjary r'ngahy tneniko aminao a
Miaraka amin'ny Jesosy,
Se manakôry? Eny tse!!!(Vaiavy)
ASAFA
A/C:Berova
Août 2021

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Hits : 688
Likes : 1 Like
Created by : Berova
Date : 16/10/2023 13:46