D'EFA ANAO NEN' NAO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô Raoy e!, Ô Raoy a!,
Aza varena lôatra tse enao,
F'efa akaiky ane Jesosy,ka andao
Ô le Zama e!,Ô le Zama e!
Disaka akeo enao sady very anjara ,
Tsy an-tany tsy am-parafara,Very enao zay
Sedy taraiky nwntwl akagny enao Bala e,
Maikamaika, sao trakeka
Tapao avetrany ny hevitrao Babay a,
Hamonjeny anao
Ny tononkira.serasera.org ôl mety mandao anao rakôay e
Fa ny Tompo tsy mahafoy
Diaeny mbôla tsy tofoka miandry nvrjvqbd anao n'ef'Izy
Manantona Azy fa,
Zahay tsy hiemotra intsony fa hanaradia
Fa asa ianao raha
Raha mbola emzcv hisafidy an'izao faharatsiana izao
D'efa anao ny anao
Ô valilahy,manakôry ma anao am'azy zany?A-ha
Aza mavô akany amin'ny afo-be zany
Sanatre ny volana( Gôna)
Ôy,ny ra tegna manjary r'ngahy tneniko aminao a
Miaraka amin'ny Jesosy,
Se manakôry? Eny tse!!!(Vaiavy)
ASAFA
A/C:Berova
Août 2021

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Visites : 720
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Berova
Date : 16/10/2023 13:46