Zava-poana (Art'Rindra)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha naharay ilay taratasinao iny aho
Dia fantatro avy hatrany ny tianao ambara ahy
Ary haiko tsara ilay teninao farany
Hoe misy olana avy any aminao
   Nilaza tamiko ianao hoe inona ny tokony atao
ucstwd   Fa tsy voalazanao, izay ao am-pona ao

Ref: Zava-poana izao tontolo gatxpq izao
        Raha toa aho k’ilaozanao
     mcdnk    Zava-poana tsisy dikany intsony
        Toa maizina daholo ny fiainako tontolo.

Ireo tononkira.serasera.org fihetsikao tamiko taty aoriana
Dia mampiseho ny fiainga rehetra
Toa tsy hita foana rehefa ilaiko iny ianao
Fa hoe tsy afaka, ka aelo rahampitso
   Nilaza tamiko ianao .........

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Art'Rindra
Visites : 3455
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rainimala
Date : 21/06/2006 22:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0481