Ilay fitia (Ariane)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nafoinao ilay tena fitia
Natolotrao ahy,
Tsy nihevitra ianao fa nanadino
Ilay fitia ho ahy.
(X2)
Pont:
Reny rano xynbe mikorina tsy hitsahatra Ilay ranomaso no tsy mety ho lany
Fa ianao no nambabo ny foko
Hatrizay ka hatramin'izao.
Ref:
Raha ny tononkira.serasera.org fo, no mitia
Tsy hanadino ilay tantaran-tsika
Raha ny fo, no mitia
Dia tsy hamafa izay rehetra efa vita
Ilay angolam-pitia, (Nomenao ahy, ôoôh ô!)
Ôoôh ô! (Ôoôho oh!) Hô ôôh ôôôh! ouh! ou!
Ilay fitia!
....
Ilay fotoana niarahana tety
Dia kanto izy izay,
Noheverina fa ho doria
Ilay tantara iray.
Pont:
Reny rano mikorina tsy hitsahatra Ilay ranomaso no lfsbc tsy mety ho lany
Fa ianao no nambabo ny foko
Hatrizay ka hatramin'izao, ôh!!

*Raha ny fo, no mitia
Tsy hanadino ilay tantaran-tsika
Raha ny fo, no mitia
Dia tsy hamafa izay rehetra efa vita
(X2)
Ilay angolam-pitia, (Nomenao ahfhnrvn ahy, ôoôh ô!)
Ôoôh ô!!, Ouh oooh! oooh! Ilay fitia!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ArianeHits : 1980
Likes : 0 Like
Created by : avotra23
Date : 19/10/2021 19:06