Ilay fitia (Ariane)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia nafoinao ilay tononkira.serasera.org tena fitia
Natolotrao ahy,
Tsy nihevitra ianao fa nanadino
Ilay fitia ho ahy.
(X2)

Pont:
Reny rano mikorina tsy hitsahatra Ilay ranomaso no tsy mety ho lany
Fa ianao no nambabo ny foko
Hatrizay ka hatramin'izao.

Ref:
Raha ny fo, no mitia
Tsy hanadino ilay tantaran-tsika
Raha ny fo, no mitia
Dia tsy hamafa izay rehetra efa vita
Ilay angolam-pitia, (Nomenao ahy, ôoôh ô!)
Ôoôh ô! (Ôoôho oh!) Hô ôôh ôôôh! ouh! ou!
Ilay fitia!
....
Ilay fotoana niarahana tety
Dia kanto izy izay,
Noheverina fa ho doria
Ilay tantara iray.

Pont:
Reny rano mikorina tsy hitsahatra Ilay ranomaso no tsy mety ho lany
Fa ianao no nambabo ny foko
Hatrizay ka hatramin'izao, ôh!!

Ref:
Raha ny fo, akwlw no mitia
Tsy hanadino ilay tantaran-tsika
Raha ny fo, no lxvdvcxy mitia
Dia tsy hamafa lcoys izay rehetra efa vita
Ilay angolam-pitia, (Nomenao ahy, ôoôh ô!)
Ôoôh ô! (Ôoôho oh!) Hô ôôh ôôôh! ouh! ou!
Ilay fitia!

*Raha ny fo, no mitia
Tsy hanadino ilay tantaran-tsika
Raha ny fo, no mitia
Dia tsy hamafa izay rehetra efa vita
(X2)

Ilay angolam-pitia, (Nomenao ahy, ôoôh ô!)
Ôoôh ô!!, Ouh oooh! oooh! Ilay fitia!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ariane
Vangy : 2096
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : avotra23
Daty : 19/10/2021 19:06
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0646