You are here: home > Tononkira > Apost

sipa manja kely (Apost)

https://tononkira.serasera.org/hira/apost/sipa-manja-kely

Ilay sipa manja kely
Tsy nampoiziko velively
Mba isan’ireny olon’ireny
Teren’ny fiainana
Ary sempotsempotra
Nanita-kevitra

Ref:
Nitsanga-menatra nefa atao ahoana moa
Tsy maintsy mivelona na tsy vokatry ny fo
Fantatra fa adalana nefa tsy afa-miala
Ny maTsiky dia ampynodidina tsy mahay afa-tsy ny manala

Be anie ny azo atao
Aza dia manary tena
Mbola be noho ny firenena
Dieny ny mbola tsy nenina
Ovay amin’izay ny famindra
Fa be ny areti-mifindra

Ref:
Nitsanga-menatra nefa atao ahoana moa
Tsy maintsy mivelona na tsy vokatry ny fo
……………

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Apost
Mpamaky : 4379
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : blahblah
Tamin'ny : 12/06/2014 16:48:38
ID : 6583

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo