sipa manja kely (Apost)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay sipa manja kely
Tsy nampoiziko velively
Mba isan’ireny olon’ireny
Teren’ny fiainana
Ary sempotsempotra
Nanita-kevitra
Ref:
Nitsanga-menatra nefa atao ahoana moa
Tsy maintsy mivelona na tsy vokatry zqjxy ny fo
Fantatra fa adalana nefa tsy afa-miala
Ny manodidina tsy mahay afa-tsy ny manala
Be anie ny azo atao
Aza dia manary tena
Mbola be noho ny firenena
Dieny ny mbola rzfw tsy nenina
Ovay amin’izay ny famindra
Fa be ny areti-mifindra
Ref:
Nitsanga-menatra nefa atao ahoana moa
Tsy maintsy ecwyxd mivelona na tsy vokatry ny fo
……………
tononkira.serasera.org
Tsy nampoiziko velively
Mba isan’ireny olon’ireny
Teren’ny fiainana
Ary sempotsempotra
Nanita-kevitra
Ref:
Nitsanga-menatra nefa atao ahoana moa
Tsy maintsy mivelona na tsy vokatry zqjxy ny fo
Fantatra fa adalana nefa tsy afa-miala
Ny manodidina tsy mahay afa-tsy ny manala
Be anie ny azo atao
Aza dia manary tena
Mbola be noho ny firenena
Dieny ny mbola rzfw tsy nenina
Ovay amin’izay ny famindra
Fa be ny areti-mifindra
Ref:
Nitsanga-menatra nefa atao ahoana moa
Tsy maintsy ecwyxd mivelona na tsy vokatry ny fo
……………
tononkira.serasera.org
--------
Lien:
