Apokalipsy (Apost)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mipoitra avy lavitra any
Ilay tsy fantatra
Mihika tokana manako
Tsy mijanona
Indreny fa mandalo, milahatra
Ny fotsy, lienojv ny mena, ny mainty
Sy ny hatsatra
Mananika ny havoana
Mitety awaimx ny lohasaha
Ny tononkira.serasera.org aloky ny avelo, mampatahotra
F’ireo manam-pinoana ihany
No afaka
Afaka amin’ny hatezeran’ny habakabaka
Rivo-mahery sy oram-baratra
No mameno ny fiainana
Avy lavitra any hanafay ireo tsy marina
Sy ireo mpanefy vy hvwqbx sandoka
A/C: Dominique Rabaraona
(Groupe D.O.M.)
Ilay tsy fantatra
Mihika tokana manako
Tsy mijanona
Indreny fa mandalo, milahatra
Ny fotsy, lienojv ny mena, ny mainty
Sy ny hatsatra
Mananika ny havoana
Mitety awaimx ny lohasaha
Ny tononkira.serasera.org aloky ny avelo, mampatahotra
F’ireo manam-pinoana ihany
No afaka
Afaka amin’ny hatezeran’ny habakabaka
Rivo-mahery sy oram-baratra
No mameno ny fiainana
Avy lavitra any hanafay ireo tsy marina
Sy ireo mpanefy vy hvwqbx sandoka
A/C: Dominique Rabaraona
(Groupe D.O.M.)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ApostVangy : 27867
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAOELISON Hasimbola
Daty : 14/06/2002 16:19
