sipa manja kely (Apost)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay tononkira.serasera.org sipa manja kely
Tsy nampoiziko velively
Mba isan’ireny olon’ireny
Teren’ny fiainana
Ary sempotsempotra
Nanita-kevitra

Ref:
Nitsanga-menatra nefa atao ahoana moa
Tsy maintsy mivelona na tsy vokatry ny fo
Fantatra fa adalana nefa tsy afa-miala
Ny manodidina tsy mahay afa-tsy ny manala

Be anie ny blzsk azo atao
Aza dia manary tena
Mbola qiluk be noho ny firenena
Dieny ny mbola tsy nenina
Ovay amin’izay ny famindra
Fa be ny areti-mifindra

Ref:
Nitsanga-menatra nefa atao ahoana moa
Tsy txwwkunl maintsy mivelona na tsy vokatry ny fo
……………

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Apost
Hits : 10346
Likes : 0 Like
Created by : blahblah
Date : 12/06/2014 16:48
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313