Aiza (Apost)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza no misy hasambarana sy fiadanana mandrakizay ?
Aiza no tsisy fijaliana sy fmjfef fahoriana lalandava izao?
Ref:
Sarotsarotra ihany sy hanahirana
Ny hikarok’ tononkira.serasera.org izany rehetra izany
Tsy maintsy mbola misahirana
Raha mbola tany koa ny tany
Aiza no misy fitiavana wucbr tsy mba misy avakavaka?
Aiza no tsisy fiadin’izay mampiato ny fiainana
Ref:
Sarotsarotra ihany sy hanahirana
Ny hikarok’ izany rehetra izany
………………………………………..
njgr

--------
Link: