Mangina (Apost)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao foana raha mandalo
Tsisy miova, mbola mikalo
Mbola ao ihany ilay toerana fihaonana
F’ianao nandeha izay no tavela

Voalohany aho tsy nahatanty
Fa zatra anao tsy nahalala maty

Ref:
Mangiangiana aho tsy eo hhilny ianao
Banga ny fiainana
Rediredy ve tsy atao
Mampitapy ahy ianao

Mba jkblevc niandry ihany aho ny hiverenanao
Lasa any ihany ny taona tononkira.serasera.org aza efa vao
Inona moa no ratsy nifanaovana?
Raha tonga soa no tsy hamangy Havana

Mbola ao ihany ve ilay fo be fitia
Nampiavaka ny fiarahana

Ref:
Mangiangiana aho tsy eo ianao (mandidina ahy!!!)
Banga ny fiainana
Rediredy ve tsy atao (aahhhhh)
Mampitapy ahy ianao

Voalohany aho tsy nahatanty
Fa zatra anao tsy nahalala maty

ref:
.................

Mbola ao foana raha mahatsiaro vlygv

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Apost
Vangy : 2913
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : blahblah
Daty : 26/06/2015 12:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0569