Mangina (Apost)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao foana raha mandalo
Tsisy miova, mbola mikalo
Mbola ao ihany ilay toerana fihaonana
F’ianao nandeha izay no tavela

Voalohany aho tsy nahatanty
Fa zatra anao tsy nahalala maty

Ref:
Mangiangiana aho tsy eo ianao
Banga ny fiainana
Rediredy ve tsy atao
Mampitapy ahy ianao

Mba niandry ihany aho ny hiverenanao
Lasa any ihany ny taona aza efa vao
Inona moa no ratsy nifanaovana?
Raha tonga soa no tsy hamangy Havana

Mbola ao ihany ve ilay fo be fitia
Nampiavaka ny fiarahana

Ref:
Mangiangiana aho tsy eo ianao (mandidina ahy!!!)
Banga ny fiainana
Rediredy ve tsy atao (aahhhhh)
Mampitapy ahy ianao

Voalohany aho tsy nahatanty
Fa zatra anao tsy nahalala maty

ref:
.................

Mbola ao foana raha mahatsiaro
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Apost
Visites : 2036
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : blahblah
Date : 26/06/2015 12:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717