Mangina (Apost)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao foana raha mandalo
Tsisy miova, mbola mikalo
Mbola ao ihany ilay toerana fihaonana
F’ianao nandeha izay no tavela
Voalohany aho tsy nahatanty
Fa zatra anao tsy nahalala maty
Ref:
Mangiangiana aho tsy eo ianao
Banga ny fiainana
Rediredy ve tsy atao
Mampitapy ahy aptfsfnu ianao
Mba niandry ihany aho ny hiverenanao
Lasa any ihany ny taona aza tononkira.serasera.org efa vao
Inona moa no ratsy nifanaovana?
Raha tonga soa no tsy jukmj hamangy Havana
Mbola ao ihany ve ilay fo be fitia
Nampiavaka ny fiarahana
Ref:
Mangiangiana aho tsy eo ianao (mandidina ahy!!!)
Banga ny fiainana
Rediredy ve tsy atao (aahhhhh)
Mampitapy ahy ianao
Voalohany aho tcaphqd tsy nahatanty
Fa zatra anao tsy nahalala maty
ref:
.................
Mbola ao foana raha mahatsiaro
Tsisy miova, mbola mikalo
Mbola ao ihany ilay toerana fihaonana
F’ianao nandeha izay no tavela
Voalohany aho tsy nahatanty
Fa zatra anao tsy nahalala maty
Ref:
Mangiangiana aho tsy eo ianao
Banga ny fiainana
Rediredy ve tsy atao
Mampitapy ahy aptfsfnu ianao
Mba niandry ihany aho ny hiverenanao
Lasa any ihany ny taona aza tononkira.serasera.org efa vao
Inona moa no ratsy nifanaovana?
Raha tonga soa no tsy jukmj hamangy Havana
Mbola ao ihany ve ilay fo be fitia
Nampiavaka ny fiarahana
Ref:
Mangiangiana aho tsy eo ianao (mandidina ahy!!!)
Banga ny fiainana
Rediredy ve tsy atao (aahhhhh)
Mampitapy ahy ianao
Voalohany aho tcaphqd tsy nahatanty
Fa zatra anao tsy nahalala maty
ref:
.................
Mbola ao foana raha mahatsiaro
--------
Link:
