SITRAKO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naoana moa, amin’izao tebiteby izao
no tsy hiantso ny anaranao
Naona moa, amin’izao fahoriana izao
no vxbfjo tsy ihaino ny feono
noana moa, hdoqru naona moa Ray ô!
no sahy itanodrika aho, tsotra izao
nefa reko ao, avy ao anatiko aho ny antsoantsonao

Fa sitrako, sitrako Ray ô
ny ihira ho anao,
fa lehibe, lehibe tokoa
izany kiwba fitiavanao
omaly, anio, ary ampitso koa
ram bola tononkira.serasera.org velona aho
dia sitrako, sitrako tokoa ny ihira ho anao

A/C: HARITSARATIARAY Eriky (Poon)
Nampiditra: Lièvre Sage

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0404