SITRAKO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
byhtlil Naoana moa, amin’izao tebiteby izao
no tsy hiantso ny anaranao
Naona moa, amin’izao fahoriana izao
no tsy ihaino ny feono
noana moa, apjgfqdq naona moa Ray ô!
no sahy itanodrika aho, tsotra izao
nefa reko ao, avy ao anatiko aho ny antsoantsonao
Fa sitrako, sitrako Ray fgkrn ô
ny ihira ho anao,
fa lehibe, lehibe tokoa
izany fitiavanao
omaly, anio, ary ampitso koa
ram bola velona aho
dia sitrako, sitrako tokoa ny ihira ho anao
A/C: HARITSARATIARAY Eriky (Poon)
Nampiditra: tononkira.serasera.org Lièvre Sage
no tsy hiantso ny anaranao
Naona moa, amin’izao fahoriana izao
no tsy ihaino ny feono
noana moa, apjgfqdq naona moa Ray ô!
no sahy itanodrika aho, tsotra izao
nefa reko ao, avy ao anatiko aho ny antsoantsonao
Fa sitrako, sitrako Ray fgkrn ô
ny ihira ho anao,
fa lehibe, lehibe tokoa
izany fitiavanao
omaly, anio, ary ampitso koa
ram bola velona aho
dia sitrako, sitrako tokoa ny ihira ho anao
A/C: HARITSARATIARAY Eriky (Poon)
Nampiditra: tononkira.serasera.org Lièvre Sage
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 859
Likes : 0 Like
Created by : Manou2108
Date : 20/01/2023 09:57
