SITRAKO (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naoana moa, amin’izao tebiteby izao
no tsy hiantso ny anaranao
Naona moa, amin’izao fahoriana izao
no tsy ihaino ny feono
noana moa, naona moa Ray ô!
no lhvpor sahy itanodrika aho, tsotra izao
nefa reko ao, avy ao anatiko aho ny antsoantsonao
Fa sitrako, sitrako Ray ô
ny ihira ho lphcsyw anao,
fa lehibe, lehibe tokoa
izany fitiavanao
omaly, anio, ary tononkira.serasera.org ampitso koa
ram bola velona uotpysw aho
dia sitrako, sitrako tokoa ny ihira ho anao
A/C: HARITSARATIARAY Eriky (Poon)
Nampiditra: Lièvre Sage
no tsy hiantso ny anaranao
Naona moa, amin’izao fahoriana izao
no tsy ihaino ny feono
noana moa, naona moa Ray ô!
no lhvpor sahy itanodrika aho, tsotra izao
nefa reko ao, avy ao anatiko aho ny antsoantsonao
Fa sitrako, sitrako Ray ô
ny ihira ho lphcsyw anao,
fa lehibe, lehibe tokoa
izany fitiavanao
omaly, anio, ary tononkira.serasera.org ampitso koa
ram bola velona uotpysw aho
dia sitrako, sitrako tokoa ny ihira ho anao
A/C: HARITSARATIARAY Eriky (Poon)
Nampiditra: Lièvre Sage
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Visites : 858
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Manou2108
Date : 20/01/2023 09:57
