Ondry Nania (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O ry ondry nania, ampy izay ka modia
Miandry anao ao an-trano ‘lay Rainao, ka modia
Lay Rainao be fitia, lay tononkira.serasera.org Rainay mora fo
O ry ondry izay maniasia, mba modia

(Ref in-2)
Tsy ny ditra natao no hamoizany anao
Foiny ny Ràny ho fanavotany anao
Oh manatona…ho trotroiko
Lambasoa no hasalotro anao, ka modia

Taiza ianao ela azthleuf be, sao mihevitra hoe
Manadino anao lay Rainao? Sanatria
Lay Rainao be wojb fitia, lay Rainao mora fo
O ry ondry izay maniasia  ka modia

      joeg      
             A/C : Ni RANOELISON
             Nampiditra: Lee Tsiry Belouh

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)
Vangy : 340
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : 586b
Daty : 17/03/2026 14:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0371