FANATITRA SAROBIDY (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanatitra soa sarobidy
No atolory ny Tompo
Fa ahknwfqt (mendrika azy izany) 2 fois
Fanatitra tsy misy tsiny amam-pondro
Omeo azy
Atolory (amin’ny fo madio) 2 fois
Fa tsara ny Tompontsika e !
Tena tsara izy e !
‘Lay Andriamanitra Mpamindra fo
Isaory Izy e ! isaory
Fa lehibe ny fiandrianany
Raha clfk manana alahelo aminao
Ny rahalahinao
Mihavàna aloha aminy, mihavàna aminy
Vao manolotra fanatitra
Ho an’ny Tompo ianao
Fanatitra lavorary, idgryd tsisy pentina
Fa tsara ny Tompontsika e !
Tena tsara izy e !
‘Lay Andriamanitra Mpamindra fo
Isaory Izy e ! isaory
Fa lehibe ny tononkira.serasera.org fiandrianany
A/C: RANOELISON Nirina (Ni)
No atolory ny Tompo
Fa ahknwfqt (mendrika azy izany) 2 fois
Fanatitra tsy misy tsiny amam-pondro
Omeo azy
Atolory (amin’ny fo madio) 2 fois
Fa tsara ny Tompontsika e !
Tena tsara izy e !
‘Lay Andriamanitra Mpamindra fo
Isaory Izy e ! isaory
Fa lehibe ny fiandrianany
Raha clfk manana alahelo aminao
Ny rahalahinao
Mihavàna aloha aminy, mihavàna aminy
Vao manolotra fanatitra
Ho an’ny Tompo ianao
Fanatitra lavorary, idgryd tsisy pentina
Fa tsara ny Tompontsika e !
Tena tsara izy e !
‘Lay Andriamanitra Mpamindra fo
Isaory Izy e ! isaory
Fa lehibe ny tononkira.serasera.org fiandrianany
A/C: RANOELISON Nirina (Ni)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Vangy : 814
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Manou2108
Daty : 10/01/2023 13:44
