FANATITRA SAROBIDY (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanatitra soa sarobidy
No atolory ny Tompo
Fa (mendrika azy izany) 2 fois
Fanatitra tsy misy tsiny amam-pondro
Omeo azy
Atolory (amin’ny fo madio) 2 fois

Fa tsara ny Tompontsika e !
Tena tsara izy e !
‘Lay Andriamanitra Mpamindra fo
Isaory Izy e ! isaory
Fa lehibe ny xkihzvu fiandrianany

Raha manana alahelo aminao
Ny rahalahinao
Mihavàna lqugu aloha aminy, mihavàna aminy
Vao manolotra fanatitra
Ho an’ny Tompo tononkira.serasera.org ianao
Fanatitra lavorary, tsisy pentina

Fa tsara ny Tompontsika e !
Tena tsara izy e !
‘Lay Andriamanitra Mpamindra fo
Isaory Izy e ! isaory
Fa lehibe ny fiandrianany

A/C: RANOELISON axyfu Nirina (Ni)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0431