FANATITRA SAROBIDY (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanatitra soa sarobidy
No atolory ny Tompo
Fa (mendrika azy izany) 2 fois
Fanatitra hirmkrcc tsy misy tsiny amam-pondro
Omeo azy
Atolory (amin’ny fo madio) 2 fois
Fa tsara ny xrbu Tompontsika e !
Tena tsara izy e !
‘Lay wpqmcabo Andriamanitra Mpamindra fo
Isaory Izy e ! isaory
Fa lehibe ny fiandrianany
Raha manana alahelo aminao
Ny rahalahinao
Mihavàna aloha aminy, mihavàna aminy
Vao manolotra fanatitra
Ho an’ny Tompo ianao
Fanatitra lavorary, tsisy tononkira.serasera.org pentina
Fa tsara ny Tompontsika e !
Tena tsara izy e !
‘Lay Andriamanitra Mpamindra fo
Isaory Izy e ! isaory
Fa lehibe ny fiandrianany
A/C: RANOELISON Nirina (Ni)
No atolory ny Tompo
Fa (mendrika azy izany) 2 fois
Fanatitra hirmkrcc tsy misy tsiny amam-pondro
Omeo azy
Atolory (amin’ny fo madio) 2 fois
Fa tsara ny xrbu Tompontsika e !
Tena tsara izy e !
‘Lay wpqmcabo Andriamanitra Mpamindra fo
Isaory Izy e ! isaory
Fa lehibe ny fiandrianany
Raha manana alahelo aminao
Ny rahalahinao
Mihavàna aloha aminy, mihavàna aminy
Vao manolotra fanatitra
Ho an’ny Tompo ianao
Fanatitra lavorary, tsisy tononkira.serasera.org pentina
Fa tsara ny Tompontsika e !
Tena tsara izy e !
‘Lay Andriamanitra Mpamindra fo
Isaory Izy e ! isaory
Fa lehibe ny fiandrianany
A/C: RANOELISON Nirina (Ni)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 866
Likes : 0 Like
Created by : Manou2108
Date : 10/01/2023 13:44
