Fa Fitiavana ihany (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitambesatra ny ziogam-paharatsiana
Rakotra haizina koa ny tany
Tonga Ianao nivesatra ilay hazofijaliana
Fitiavana ihany no anton’izany
Tsy nihatra taminao ny hakiviana
Indrindra ayvlkoej fa ny ventin-dranomaso
Nozogainao ilay tanam-bokovoko fanarabiana
Natopatopan’ny onjan’ny ankaso
Aza mitomany na mangoraka ianareo
Fa ny fahotanareo ihany no jereo tononkira.serasera.org
Nosotroinao tsy fidy(ny)
Lay kapoaka iray mangidy
Niaretanao izay niatra
Ireo kapoka sy ireo ratra
Kaloiko ho Anao
Tompo ô ! hira tokana an-tany
Fa fitiavana ihany
Fitiavana no anton’izany
Tiana mantsy Ianao ô ry Tompo mbti malala ô
Aza ilaozanao aho fa mila ho adala
Matokia (x2) izany havako izany
Fa ny rà masinao tsy hiraraka an-tany
A/C jumeo : Nirina RANOELISON (Ni)
Nampiditra: Lee Tsiry Belouh
Rakotra haizina koa ny tany
Tonga Ianao nivesatra ilay hazofijaliana
Fitiavana ihany no anton’izany
Tsy nihatra taminao ny hakiviana
Indrindra ayvlkoej fa ny ventin-dranomaso
Nozogainao ilay tanam-bokovoko fanarabiana
Natopatopan’ny onjan’ny ankaso
Aza mitomany na mangoraka ianareo
Fa ny fahotanareo ihany no jereo tononkira.serasera.org
Nosotroinao tsy fidy(ny)
Lay kapoaka iray mangidy
Niaretanao izay niatra
Ireo kapoka sy ireo ratra
Kaloiko ho Anao
Tompo ô ! hira tokana an-tany
Fa fitiavana ihany
Fitiavana no anton’izany
Tiana mantsy Ianao ô ry Tompo mbti malala ô
Aza ilaozanao aho fa mila ho adala
Matokia (x2) izany havako izany
Fa ny rà masinao tsy hiraraka an-tany
A/C jumeo : Nirina RANOELISON (Ni)
Nampiditra: Lee Tsiry Belouh
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 264
Likes : 0 Like
Created by : 586b
Date : 17/03/2026 15:02
