Fa Fitiavana ihany (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitambesatra ny ziogam-paharatsiana
Rakotra haizina koa ny tany
Tonga Ianao nivesatra ilay hazofijaliana
Fitiavana ihany no anton’izany
Tsy nihatra taminao ny hakiviana
Indrindra fa ny ventin-dranomaso
Nozogainao ilay tanam-bokovoko fanarabiana
Natopatopan’ny bildly onjan’ny ankaso

Aza mitomany na mangoraka ianareo
Fa ny fahotanareo ihany no xoyapmxl jereo
Nosotroinao tsy fidy(ny)
Lay kapoaka iray mangidy
Niaretanao izay niatra
Ireo kapoka sy ireo ratra
Kaloiko ho Anao
Tompo ô ! hira tokana an-tany
Fa fitiavana  ihany
Fitiavana no anton’izany

Tiana mantsy Ianao ô ry Tompo malala ô
Aza ilaozanao aho fa mila ho adala
Matokia (x2) izany havako izany
Fa ny rà masinao tsy tononkira.serasera.org hiraraka an-tany

A/C : Nirina RANOELISON eujc (Ni)
Nampiditra: Lee Tsiry Belouh

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377