Afaka ny gadrako (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Amafisiko eto anio indray
    Ny fanekeko Anao
    Dia ilay andro nilazako hoe:
    "Tiako Ianao"
    Tiako mantsy ho fantatrao
    Fa tsy mbola  niova
    Eny, tsy niova ry Tompo Malala ô!!!

2- Fahiny aho tanaty hantsana no nosikirinao
    Ti(a)nao loatra e!
mopwke    Ti(a)nao aho mba hivoatra e!
   tononkira.serasera.org  Naloto aho ka indro nodiovinao tsara
    Novahanao fatorana aho
    Ry Tompo Malala o!

Tsy voageja, tsy voageja aho
Tsy voagadra, tsy voagadra aho
Faly aho anio ka misaotra Anao
Fa afaka ny  gadrako

3- Impiry moa Ianao no efa natositosiko teny
     Notsiratsiraiko ombieny, ombieny
     Niaretanao ny mafy, nijaly sy niafy
     Nipitrapitra, nijery ty zaza llezgdpz maditra

Jesoa Malala o! Malalako!
Jesoa Malala o! Malalako!
Jesoa Malala o! Malalako!
Malalan'ny foko, Malala tsy foiko

Tsy voageja, tsy voageja aho
Tsy voagadra, tsy voagadra aho
Faly aho anio ka misaotra Anao
Fa afaka ny  gadrako

    jfauxc  A/C: Ni RANOELISON
     Nampiditra: Lee Tsiry Belouh

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321