TOMPO MALALA (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo malala o! atolotro ho Anao ny fiainako etyFiaina-mahantra sy be tebiteby ary reraka am-po
Raiso fa foiko ho Anao ry Kristy, ho Anao ho doria
Satriko hidera tsy miato ny Anaranao
F'Aminao ry Jesoa ( Tompo malala o ! Ekeo Ho Anao )
No faniriako ( Tompo malala o ! Ekeo Ho Anao )
Eo an-tratranao ( Tompo malala o! ekeo )
Ekeo ny fiainako izao
Tompo Malala o! Ekeo ho Anao
Tompo Malala o! ny fiainako izao
Raiso fa foiko ho Anao, ka hanjakao .
Nampiditra : Niaina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 693
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nomenasyaina
Daty : 17/07/2021 00:01