Fitiavana (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny feoko miantsa, ny foko feno tononkira.serasera.org hira
Fiderana an’Izy yrzolkp Ray, nahary
Fitiavana

Ref :
Fa voninkazo iray
Mivelatra aho Ray ô
Tarafin’ny hazava-masoandro
Hatopatopan-drivo-doza
Tsy folaka, miarina, kjazfs mandefitra

2- Fa efa tia objm aho hiainako ilay fitia
‘Zay mahay mifamela hadisoana
Fitiavana

3- Mahamenatra natiora
Zay fitia andrankandrana
Fa fiainana voasedra tanteraka
Fitiavana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1979