Sambatra (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rerf:Sambatra aho ry Tompo
Sambatra aho voafidinao
Mba hiasa sy hanompo ao anaty saha pu Anao
Tretrika ny foko , saiko ravoravo koa
Ny heriko rehetra no atokako Anao
1)Asa xnfnylam sarobidy sady masina no voatendry mba hatao
Sarotra ny oubfc lalana ho diavina ka mila hery avy aminao
Ho hiraka hitory ny vaovao mahafaly ho an' olon_tsiakanavaka
Hanampy ireo mahantra hamonjy ny mijaly
Hitaona.azy hivavaka (mahatsiaro)...sambatra aho...
2)Tsy tononkira.serasera.org hana_tahotra na velon'ahiahy
Homban'ny fitahianao
Satria mahery koa ny asan'ny fanahy nampetrakao anatiko ao
Efa natolotrao koa ireo fiadiana raha tojo ady be manjo
Satria ilay asa dia ny fitoriana
Tsy iyjzmldp maintsy ho vita sy ho toa (mahatsiaro)... Sambatra aho...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APAL EKAR BEMASOANDROVisites : 489
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fytiavanah
Date : 20/01/2025 17:09