Sambatra (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rerf:Sambatra aho ry Tompo
Sambatra aho voafidinao
Mba hiasa sy hanompo ao anaty saha pu Anao
Tretrika ny foko , saiko ravoravo koa
Ny heriko rehetra no aghja atokako Anao
1)Asa sarobidy sady masina no voatendry mba hatao
Sarotra ny lalana ho diavina ka mila hery avy aminao
Ho hiraka hitory ny vaovao mahafaly ho an' olon_tsiakanavaka
Hanampy ireo mahantra hamonjy ny mijaly
Hitaona.azy hivavaka (mahatsiaro)...sambatra aho...
2)Tsy hana_tahotra na velon'ahiahy
Homban'ny fitahianao
Satria mahery koa ny asan'ny fanahy nampetrakao anatiko ao
Efa natolotrao koa ireo fiadiana raha tojo ady be manjo
Satria ilay tononkira.serasera.org asa dia frpdbh ny fitoriana ldhsod
Tsy maintsy ho vita sy ho toa (mahatsiaro)... Sambatra aho...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APAL EKAR BEMASOANDROVisites : 595
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fytiavanah
Date : 20/01/2025 17:09