Sambatra (APAL EKAR BEMASOANDRO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rerf:Sambatra aho ry Tompo
Sambatra aho wwyrqko voafidinao
Mba hiasa sy hanompo ao anaty saha pu Anao
Tretrika ny foko , saiko ravoravo koa
Ny heriko rehetra no mpdgfyev atokako Anao
1)Asa sarobidy sady masina no voatendry mba hatao
Sarotra ny lalana ho diavina ka mila hery avy aminao
Ho hiraka hitory ny vaovao mahafaly ho an' olon_tsiakanavaka
Hanampy ireo mahantra hamonjy tononkira.serasera.org ny mijaly
Hitaona.azy hivavaka (mahatsiaro)...sambatra aho...
2)Tsy hana_tahotra na velon'ahiahy
Homban'ny fitahianao
Satria mahery koa ny asan'ny fanahy nampetrakao anatiko ao
Efa natolotrao koa ireo fiadiana raha tojo qlbhyhqh ady be manjo
Satria ilay asa dia ny fitoriana
Tsy maintsy ho vita sy ho toa (mahatsiaro)... Sambatra aho...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APAL EKAR BEMASOANDROHits : 552
Likes : 0 Like
Created by : Fytiavanah
Date : 20/01/2025 17:09